Finoana An’Andriamanitra
Misy vokany be eo amin’ny fiainan’ny olona iray ny hoe manam-pinoana izy. Mahatonga azy hilamin-tsaina izany dieny izao ary azony antoka ny hoavy. Afaka manampy anao ny Baiboly na mbola tsy nino an’Andriamanitra mihitsy ianao, na lasa tsy mino azy,…